20:00 – Diminuer la fracture numérique, 664 000 smartphones gratuits
L’Etat malgache va distribuer gratuitement 664000 smartphones à la population.
Tamin’ny taloha ary mbola mitohy ankehitriny : mameno efitrano maro ny taratasy, ankehitriny « disque dur » dia mahatahiry ireo rehetra ireo. Ny trano mety ho may na hianjera, ny disque dur koa mety ho simba kanefa amin’ny fitahirizana amin’ny haikajy (informatique) dia azo apetraka ny fomba fanavotana (système de sauvegarde).
Ny « RECHERCHER » na fitadiavana : isan’ny tena tombotson’ny fametrahana haikajy amin’ny sehatr’asa dia ny fahamoran’ny fitadiavan-javatra.
Tranga mahamenatra
Rehefa hanao dika mitovy (duplicata) kara-panondro ianao satria very na simba na lany daty ka mila havaozina dia ianao ihany no asain-dry zareo mitady ny karatra reny (fiche mère) anatin’ireo karatra aman’aliny anaty efitra iray. Mahamenatra izany fomba fiasa izany. Tena loza raha misy ratsy saina ilay olon-tsotra asaina mitady raha ohatra ka akorontany ireo karatra na koa misy entiny mody mihitsy dia ariany. Fantatry ny tomponandraikitra ambony ve izany fomba fiasa izany ??
Manaraka, mampihena ny filaharana (file d’attente) ny haikajy.
Mbola afaka mandeha lavitra ary ny « numérisation » ka ny fampiasana vola taratasy mihitsy no mihafoana tsikelikely : tsy misy intsony ireo GAB (Guichet Automatique de Banque) ireny !
L’Etat malgache va distribuer gratuitement 664000 smartphones à la population.
Benoît Janin remplace Patrick Pisal-Hamida à la tête de Telma devenu YAS Madagascar.
Le lancement d’une startup numérique à Madagascar présente des défis uniques qui vont au-delà des difficultés habituelles rencontrées par les jeunes pousses technologiques. 1. Résistance au changement et fracture numérique Culture numérique limitée : Une grande partie de la population n’a pas les compétences de base en informatique, ce qui crée une barrière importante à…
Laisser une réponse